|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fanindry
Radical  2 tsindry
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manindry
5 Azo tsindriana [1.1]
Explications en anglais  6 Anything used to press something down with. [1.2]
Explications en français  7 Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser [1.3#774]
Exemples  8  Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany. [2.436#]

Entrée (2/4)9  fanindry
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [Tanala] [1.78]
12 Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [1.1]
Explications en anglais  13 a species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [1.2]
Explications en français  14 espèce de buse [1.54]
Exemples  15  ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany [2.996#]
Vocabulaire  16  Zoologie: oiseaux
Synonymes  17 bobaky, endry, hindry, pompa, tinoro

Entrée (3/4)18  fanindry
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [Sakalava] [1.1]

Entrée (4/4)21  fanindry
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23 Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12