|
|
|
|

Entrée1 tsinjovina
Radical  2tsinjo
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!.
5Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka. [1.1]
Explications en français  6Qu'on regarde en bas, au loin.
7figuré: sur qui on veille. [1.3#780]
Exemples  8 Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445#]
9 Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02