Entrée tsiry
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao miseho: Tokony hotandremana tsara amin' ny biby ny tsirinjavamaniry
¶ Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro ~ ny tsirim-pahazaoana
Mitovy hevitra: toraka ~ vazana [Rajemisa 1985]
   laingo, taroka, bontsina [SLP: Voambolana]
Définition française   [Tanosy] bourgeon [Rakotosaona 1972]
   bourgeon, pousse [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Synonymes   tsimoka ~ vontsina
Citations  

2012/07/17