| Entrée | 1 tsizarizary |
| Radical | 2 zary |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 bad, vicious, worthless [1.7] |
| Explications en français |
6 mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [1.8] |
| Exemples |
7 Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472]
8 bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 15 tsizarizary, 16 tsy zarizary |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|