Entrée tsofin-drano (tsoka, rano)
Partie du discours expression
Définition malgache Rarina soa
¶ Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao
¶ Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao [Rajemisa 1985]

2013/07/29