Entrée tsy ahoan-tsy ahoana (tsy, ahoana)
Partie du discours expression
Définition malgache tsy misy antony inona, tsy misy vidiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise (tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason [Richardson 1885]
Autres orthographes 
Exemples 
1Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto! [Andraina: I Vola, page 61]
2Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa. [Dahle: Angano, page 64]
3Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 23]
4famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray. [Randriamamonjy: Tantara, page 50]

2015/12/10