Entrée tsy amboa tsy lambo (tsy, amboa, lambo)
Partie du discours expression
Définition malgache tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza [Rajemisa 1985]

2010/05/23