|
|
|
|

Entrée1  tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana
Mots élémentaires  2 tsy, 3 mahavoky, 4 vony, 5 ahitra, 6 ifanomezana
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11