Entrée tsy hita noanoa
Mots élémentaires tsy hita ; noanoa
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1]
Explications en anglais [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]
 Bottomless (of a chasm) [1.7]
Explications en français Sans fond, très profond [1.8]
Exemples 
1Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
2Tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
3Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Synonymes tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/20