Entrée tsy hita pesipesenina
Mots élémentaires tsy hita ; pesipesenina
Partie du discours locution
Explications en malgache Any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
Explications en français Complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Exemples 
1Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270]
2Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
3Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonymes tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba

Mis à jour le 2023/11/20