|
|
|
|

Entrée1  tsy hita polopolorina
Mots élémentaires  2 tsy, 3 hita, 4 polopolorina
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Explications en français  7 completement invisible, incompréhensible [1.3]
8 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674]
Exemples  9  fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996]
Synonymes  10 tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Mis à jour le 2025/10/11