|
|
|
|

Entrée1 tsy izy
Mots élémentaires  2tsy, 3izy
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, diso [1.1]
Explications en anglais  6 not it; not genuine [1.2]
Explications en français  7 ce n'est pas lui, ce n'est pas cela; faux, imitation, contre-façon, inexistant, inexact [1.3]
8 ce n'est pas lui, ce n'est pas cela, faux, imitation, inexistant, inexact [1.5]
Exemples  9 Marina tokoa raha tsy izy ireny! [2.499]
10 Fa ny fantatra aloha dia tsy izy rehetra [2.472]
11 Fa tsy olona tsy izy ireny izahay eto ireto [2.245]

Mis à jour le 2025/10/11