|
|
|
|

Entrée1  tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
Mots élémentaires  2 tsy, 3 mahaleo, 4 sara, 5 vidy
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza ny zavatra izay mihoatra noho ny vidiny ny vola nikarakarana azy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12