|
|
|
|

Entrée 1  tsy mihambahamba
Mots élémentaires  2 tsy, 3 mihambahamba
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470#29]
6  Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27]

Mis à jour le 2026/02/26