|
|
|
|

Entrée1 tsy vaky volo
Mots élémentaires  2tsy, 3vaky, 4volo
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6 tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1]
Explications en anglais  7 the whole of a tribe or a class of people [1.2#726]
8 without distinction [1.7]
Explications en français  9 tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3#802]
10 Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie [2.415#1744]
11 tous sans distinction [1.8]
Exemples  12 Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo [2.588]
13 Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298#5]
14 Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo [2.346#46]
Autres orthographes  15tsivakivolo

Anagrammes  16 tsivakivolo, 17 tsy vaky volo

Mis à jour le 2025/09/12