|
|
|
|

Entrée 1  tsy ... velively
Mots élémentaires  2 tsy, 3 velively
Partie du discours  4  locution
Explications en anglais  5 not at all ..., not ... at all [1.7]
Explications en français  6 pas du tout [1.8]
7 ne ... pas du tout [1.5]
Exemples  8  Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]
9  Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470#12]

Mis à jour le 2026/04/28