Entrée velively
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [Rajemisa 1985]
Définition française point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [Rajohanesa: Kintana]
2Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 12]

2018/08/03