Entrée vahindanitra (vahy, lanitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka [Rajemisa 1985]
Traduction française [ vahin-danitra ] la voie lactée [Abinal 1888]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31