|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vakiteny
Mots élémentaires  2 vaky, 3 teny
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5 reading [1.7]
Explications en français  6 lecture [1.3#804, 1.8]
Exemples  7  Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643]
8  Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332]
9  Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649]

Entrée (2/2)10  vaki-teny
Mots élémentaires  11 vaky, 12 teny
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14 a syllable [1.7]
Explications en français  15 une syllabe [1.8]
Vocabulaire  16  Linguistique

Anagrammes  17 tinevika, vakiteny, vaki-teny

Mis à jour le 2025/11/21