Entrée | valin > valy | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Réponse à une question, à une lettre, réplique Figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3] | |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Synonymes | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot valy | |||||||||||||||

Explications en malgache | [Tambahoaka] vady [1.78] | |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Anagrammes | lavy, valy, vila |