Entrée variraiventy (vary, iray, venty)
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [Rajemisa 1985]
Définition française le poid d'un grain de riz
¶ la sept-cent-vingtième partie de la piastre
¶ très peu, une minime partie, un rien [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [Callet: Tantara]
Citations 

2013/12/13