Entrée varo-tsy mifody (varotra, tsy, fody)
Partie du discours expression
Définition malgache varotra entana tsy azo averina intsony
¶ hevitra an' ohatra: fahafatesana [Rajemisa 1985]
Définition française vente sur laquelle on ne revient pas
¶ figuré: la mort [Abinal 1888]
Exemples Eny, nentiny nanaraka azy tokoa ny zanany, any amin' ny varo-tsy mifody nandaozany antsika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 184]

2012/08/03