|
|
|
|

Entrée1  vary misy ro ka haronina
Mots élémentaires  2 vary, 3 misy, 4 ro, 5 ka, 6 haronina
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12