Entrée vata
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vota ny lamba madio
¶ Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a box; a trunk or suitcase; a rice-measure [Hallanger 1973]
Définition française caisse; malle, mallette; mesure de capacité [Hallanger 1974]
Exemples 
1Vata roa mitsontsorika ny orony; [Dahle: Angano, page 253]
2Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [FOFAFIPE: Rosovola, page 49]
3Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [Rapatsalahy: Kintana, page 109]
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2019/01/07