Entrée vatorano (vato, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [Rajemisa 1985]
 vato vandana mainty [SLP 1986]
Définition française granit [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes granita ~ vatomainty
Mots composés, titres, noms 

2009/09/12