Entrée ve
Partie du discours   particule [liste]
Définition malgache   Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [Rajemisa 1985]
Définition française   Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [Abinal 1888]
Exemples   Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [Abinal 1888, page 796]
Synonymes   va
Analogie   moa

Entrée ve
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fivoizana lakana [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Synonymes   five

Entrée ve
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] evina [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

2015/10/27