|
|
|
|

Entrée (1/3)1  va
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Explications en malgache  3 Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny:
4 Ho sahintsika va ny minia ho very?
5 (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy:
6 Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1]
Explications en anglais  7 interrogative; cf. moa:
8 handèha va hianào? are you going ? [1.7]
Explications en français  9 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
10 interrogative, cf. moa:
11 handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8]
Exemples  12  Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3]
13  Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3]
14  Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131]
15  Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472]
16  Moa va tsy menatra izy. [2.470]
Synonymes  17 ve
Analogues  18  moa
Tous les mots composés  19  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)20  va~
Partie du discours  21  préfixe [Liste complète]

Entrée (3/3)22  va    
Partie du discours  23  forme morphologique de aller
Explications en malgache  24 matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1]

Mis à jour le 2025/11/13