Entrée | 1 velirano |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 vely, rano |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] fianianana |
Explications en français |
8 [1.3#824] serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment |
Exemples |
9 [2.508#] Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. 10 [2.588#] Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; 11 [2.69#] Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! |
Autres orthographes | 12 velyrano |
Anagrammes | 13 Narivelo, novelari, renivola, velirano, vely rano |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |