Entrée veloma (velona)
Partie du discours impératif de l'adjectif velona [liste complète]
Définition malgache (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise may you live! Farewell! Adieu! Thank you [Richardson 1885]
Définition française Adieu! Vive! Merci! [Abinal 1888]
 adieu, vivez [Rajaonarimanana 1995]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Veloma Razay, veloma e! [Rajohanesa: Kintana]
2Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 10]
3Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [Andraina: Mitaraina, page 45]
Citations 

2013/07/31