| Entrée | 1 veloma madinidinika: masina fantimpantenana |
| Mots élémentaires | 2 veloma, 3 madinidinika, 4 masina, 5 fantimpantenana |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny [1.1] |
| Exemples |
8 Ka veloma|masina fantimpantenana tsirairay Rambolo, ary veloma|masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora.
[2.69]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|