|
|
|
|

Entrée1  vesarana
Radical  2 vesatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
5 Tototra: Vesaran' alahelo ny fony [1.1]
Exemples  6  Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. [2.472]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Autres orthographes  11 vesarina

Mis à jour le 2025/11/17