Entrée vidin' aina (vidy, aina)
Partie du discours expression
Définition française salaire que l'on gagne par son travail [Abinal 1888]
Exemples Vidin' aina izay taminy fa tsy mba hasin-tanana tsy akory, vidin' aina aminay narovany tamin-doza, vidin' aina amin' izy tenany izay nisolo vaika anay. [Andraina: Mitaraina, page 94]

Entrée vidin' aina (vidy, aina)
Partie du discours expression
Définition française cote personnelle: 1/720 de la piastre [Abinal 1888]
Vocabulaire 

2015/03/18