Entrée vinanto
Partie du discours nom
Définition malgache Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka lzany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a son or daughter-in-law [Hallanger 1973]
Définition française gendre, bru [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [Tongasolo: Tsimihety, page 333]
Citations 

2014/06/05