| Entrée | 1 vitaina |
| Radical | 2 vita |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be completed, to be finished [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on finit, qu'on accomplit [1.8] |
| Exemples |
7 Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 tiavina, 13 vitaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|