| Entrée | 1 vita-nanahary |
| Mots élémentaires | 2vita, 3Nanahary |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary.
[1.1] |
| Explications en anglais |
6a natural product not man made.
[1.7] |
| Explications en français |
7produit naturel.
[1.8] |
| Exemples |
8 Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra.
[2.332#]
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|