Entrée vitsivitsy (vitsy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [Rajemisa 1985]
Exemples Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105]

2013/08/01