Entrée |
vivy
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Bara]
anaram-borona, tsiriry [Rakotosaona 1975]
|
| Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [Hallanger 1973]
|
Traduction française | grèbe [Rajemisa: Vakoka]
|
| espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [Hallanger 1974]
|
| grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [Tsimbazaza ]
|
| grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [Tsimbazaza ]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis |
Synonymes | ~ |
Exemples | Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [Callet: Tantara]
|
Citations |
|