Entrée |
tsiriry
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | the whistling teal (a duck) [Hallanger 1973]
|
Traduction française | sarcelle [Rajemisa: Vakoka]
|
| sarcelle, espèce de canard sauvage [Hallanger 1974]
|
| grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [Tsimbazaza ]
|
| grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [Tsimbazaza ]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis |
Synonymes | ~ |
|
Entrée |
tsiriry
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
tsiriry
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
|