Entrée voaendrikendrika (endrikendrika)
Partie du discours participe passé
Définition française calomnié [Abinal 1888]
Exemples Voaendrikendrika ho nangalatra tao aminy, hono, ilay mpiasa iray talohany raha nikasa hiala taminy toy izao. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 156]

2017/06/12