| Entrée | 1 voalavofotsy |
| Mots élémentaires | 2 voalavo, 3 fotsy |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy) [1.1] |
| Explications en français |
6 [voalavo fotsy]
rat blanc [1.3#843] |
| Vocabulaire | 7 Zoologie: mammifères |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|