|
|
|
|

Entrée1  voamaina
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  voa, maina
Explications en malgache  4  [1.13] toy ny tsaramaso
Explications en français  5  [1.13] graines sèches
Exemples  6  [2.606#] Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny.
7  [4.27#] Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra;
Vocabulaire  8  Botanique: (en général)

Anagrammes  9  anamavoy, voamaina

Mis à jour le 2025/07/29