|
|
|
|

Entrée1  voambolana
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  voa, volana
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
Rakibolana nofintinina
11  [1.62] voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky
Explications en français  12  [1.13] lexique
13  [1.66, 1.67] vocabulaire
Exemples  14  [4.27] Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”.
15  [2.508] Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny.
Vocabulaire  16  Linguistique
Analogues  17  voanteny

Mis à jour le 2025/08/10