Entrée |
voankazo
(voa, hazo)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | fruit [Hallanger 1973]
|
Traduction française | fruit, graine [Hallanger 1974]
|
| (de voa : fruit ; et
hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
Exemples | Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]
|
Citations |
Articles |
|