Entrée voavory
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] nosy [Rakotosaona 1975]
Synonymes vòvory

Entrée voavory (vory)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française Qu'on a réuni, ramassé [Abinal 1888]
Synonymes vinory
Exemples 
1Nony voavory betsaka ny kitay, dia nomeny taro koa izy. [Razafiarivony: Harivolana]
2Izao avy no tontalim-bola sy ny zavatra voavory isam-Piangonana. [Rabary: Daty]

Mis à jour le 2021/02/23