Entrée voloina (volo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy [Rajemisa 1985]
 be volovolo [SLP 1986]
Définition anglaise hairy [Hallanger 1973]
Définition française poilu [Hallanger 1974, Boiteau 1997]
Définition française chevelu [Hallanger 1974]
Définition française pelucheux [SLP 1986]
 duveteux [Boiteau 1997]
Exemples 
1Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina? [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray. [Rapatsalahy: Kintana]

2019/09/05