Entrée vonjimaika (vonjy, aika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise done in a hurry; temporary [Hallanger 1973]
Traduction française fait à la hâte; provisoire [Hallanger 1974]
 provisoire [SLP 1986]
Autres orthographes 
Synonymes vonjy tavan' andro
Exemples 
1Rehefa vonjy maika dia tsy natao haharitra [SeFaFi ]
2Nanao trano vonjy maika tamin-dravim-pontsy izahay [Randriamiadanarivo: Sikajy]
3Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
4Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [Randriamamonjy: Tantara]
5Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [Andraina: I Vola]

Mis à jour le 2020/07/31