|
|
|
|

Entrée 1  maika
Radical  2 aika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho
5 Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho
6 Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1]
Explications en anglais  7 in a hurry [1.7]
Explications en français  8 pressé [1.8]
Exemples  9  Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana]
10  maika hiala amin' izany aho. [2.4#]
11  Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  24 aniritra, ankamehana, dodoka, dodona, dodotra, forehitra, kododona, kongomaika, kongorevo, maimay, maintavo, miheninkenina, mikododoka, mikorobobo, mikoropaka, milomay, minitinitika, mirotoroto, misalehotra, misehotra, mitaitay, mivoajamala, petatoko, rodoka, rototra, sevotsevoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, sondrodrahona, tandrametaka, tandrevaka
Combinaisons  25  9 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  27 Akima, 28 amaky, maika, 29 Makay, 30 makia, 31 miakà

Mis à jour le 2026/03/07