|
|
|
|

Entrée1  vono baibona
Mots élémentaires  2 vono, 3 baibona
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
6 [vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13]
Explications en français  7 [vonobaibona] rivetage [1.13]
Vocabulaire  8  Technique

Mis à jour le 2026/02/04