Entrée vorombe sima
Mots élémentaires vorombe ; sima
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" [1.1]
Explications en français Intéressé, égoïste, méchant [1.3]

Mis à jour le 2023/04/16