Entrée | 1 zafin-dohalika |
Mots élémentaires | 2 zafy, 3 lohalika |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 [1.1] zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra |
Explications en français |
6 [1.3] la quatrième génération 7 [1.54] [zafindohalika] quatrième génération |
Exemples |
8 [4.27] Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
|
Vocabulaire | 9 Rapports: famille |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |